|
|
|
|

Entry1  n' lapa
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo amin'ny vavany toy ny laona ary fantsika hazo no mitana ny hoditra eo amin'ny vatany. (Tsy miala eo an-dapa izy na vita aza ny lanonana -- Romy no anarany any amin'ny Betsileo). [1.1]
Vocabulary  4  Music: instruments
Hyperonym 
Co-hyponyms 
All compound words  126 n' lapabe

Updated on 2025/11/09